plt-x-tanala_num_text_reg/18/19.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 19 Ny fagnatitra masina abiaby ijay omen'olo amin'i Yaveh, die efa nomeko anao, sy ny janakao lahy ary ny janakao viave miaraka aminao, ho jara mitohitohy. Fagnikena maharitra mandrakijay amin'ny sira ijay, fagnikena mamehe mandrakijay, eo agnatrehan'i Yaveh hônao sy ny taranakao miaraka aminao." \v 20 Hoy Yaveh tamin'i Arona: "Tsy hanagna lova ao amin'ny tanin'ny fokon'olo anao, na hanagn'anjara amin'ny fanagnana eo amin'ny fokon'olo. Iaho ny anjaranao sy lovanao eo amin'ny fokon'olon'Israely.