plt-x-tanala_num_text_reg/18/12.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 12 Ny tsara indrindra amin'ny menake, ny tsara indrindra amin'ny dovay vaovao sy ny vary, ny vôloham-bokatre ijay omen'ny olo an'Ahe- ny raha abiaby die efa nomeko anao. \v 13 Ny vokatr'ijay abiaby ijay antitre vôlohane ijay eo amin'ny tanin-dreo, die ijay indôsin-dreo amin'Ahe atoy, die ho lefinao. Ijay abiaby madio ao amin'ny ankohonanao die mahajo mihinagna amin'ireo raha ireo.