plt-x-tanala_num_text_reg/18/08.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 8 Die hoy Yaveh tamin'i Arona: "Igne, efa nomeko anao ny adidy fikarakarana ny fagnatitra asandratra amin'Ahe, sy ny fagnatitra masina ijay omen'ny janak'Israely an'Ahe. Efa nomeko anao sy ny janakao ho anjaranao io fagnatitra io. \v 9 Ito ny tena raha masina, vôaro amin'ny afo: laha tamin'ny fagnatitran-dreo abiaby- ny fagnatitra hohanina abiaby, ny fagnatitra nohon'ny ota abiaby, ary ny fagnatitra nohon'ny heloka abiaby- tena masigna hônao sy ny hôn'ny janakao ireo.