plt-x-tanala_num_text_reg/18/06.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 6 Indro, Iaho mihitsy no nisafidy ny Levita mpiara-mikambagna aminao laha tamin'ny taranak'Israely. Fagnomejana hônao areo, efa nomena an'Ahy mba hambôtra ny asa mifandraika amin'ny tragno lay fihôgnana. \v 7 Kanefa anao sy ny janakao ny mety hambôtra ny fisorognana mikasika ny raha abiaby mifandray amin'ny alitara sy ny raha abiaby agnatin'ny lamba. Anareo mandy no tokone hameno an'io andraikitra io. Homeko anao ho fagnomejana ny fisorognana. Ijay vahiny magnarivorivo die tokone hivonina."