plt-x-tanala_num_text_reg/18/01.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 1 Hoy Yaveh tamin'i Arona: "Anao, ny janakao, ary ny fokon-drajagnao die ho tompon'andraikitra amin'ny fahotana abiaby vita tamin'ny fitoerana masina. Fa anao sy ny janakao rerike mandy no ho tompon'andraikitra amin'ny fahotana abiaby namboarin'olo tao amin'ny fisorognana. \v 2 Hôtran'ny ny amin'ny mpiara-mikambagna aminao amin'ny fokon'i Levy, ny fokon-drajagnao, die tokone hindôsinao miaraka aminao areo mba hahajoan-dreo magnarivo anao sady magnampy anao laha manompo eo alohakan'ny lain'ny lalàn'ny fagnikena anao sy ny janakao.