plt-x-tanala_num_text_reg/17/06.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 6 Ka die nivoria tamin'ny fokon'olon'Israely i Mosesy. Nagnome fioke an'aje aby ny mpitarika ara-poko, fioke raike aby hôn'ny mpitarika kiraidraike, ijay nitondroina laha tamin'ny fokon-drajagna isan'isane, fioke roe ambin'ny folo ny fikambarane. Tao agnatin'ijay ny fiokan'i Arona. \v 7 Avy teo die natobokan'i Mosesy teo agnatrehan'i Yaveh tao amin'ny lain'ny lalàn'ny fagnikena ny fioke.