plt-x-tanala_num_text_reg/17/01.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 1 Nivoria tamin'i Mosesy i Yaveh. \v 2 Hoy Ijy hoe: "Mivoriana amin'ny fokon'olon'Israely ka mangalà fioke laha tamin-dreo, raike isaky ny kiraidraike amin'ny fokon-drajagna, die fioke roe ambin'ny folo. Soraty eo amin'ny fiokane aby ny agnaran'ny olo kiraidraike.