plt-x-tanala_num_text_reg/16/44.txt

1 line
517 B
Plaintext

\v 44 Die nijaka tamin'i Mosesy i Yaveh. Hoy Ijy: \v 45 "Mengà lavitre tsy ho eo alohakan'io fivondrognana io mba hahafahako mandevogna an-dreo avy hatragne." Die nampiondrike ny tavagne tamin'ny tany i Mosesy sy Arona. \v 46 Hoy i Mosesy tamin'i Arona: "Alay ny fitondran'afo, asio afo laha teo amin'ny alitara, asio ditin-kajo magnitre ao agnatin'ijay, indôsy malaky agne amin'ny fivondrognana ijay, ka mamboara fagnavotana hôn-dreo, satria avy laha tamin'i Yaveh ny havignirana. Nanomboka ny areti-mandripake."