plt-x-tanala_num_text_reg/16/41.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 41 Fa ny ampitso maraigna die nitoreo tamin'i Mosesy sy Arona ny fivondrognan'ny fokon'olon'Israely abiaby. Hoy areo hoe: "Nivoninareo ny fokon'olon'i Yaveh." \v 42 Ka nipoitre ijay, laha nivory hanohitra an'i Mosesy sy Arona ny fivondrognana abiaby, laha nijaha tao amin'ny tragno lay fihôgnana areo, ka, igne, nanarogna an'ijay ny rahogna. Niseho ny voninahitr'i Yaveh, \v 43 ka Mosesy sy Arona die negneo alohakan'ny tragno lay fihôgnana.