plt-x-tanala_num_text_reg/16/31.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 31 Laha mbola tsy tapitra ny fijakan'i Mosesy an'io voria io, die nivoha teo ambanin'ireo lelahy ireo ny tany. \v 32 Namoha ny vavane ny tany ka niteligna an-dreo, ny havane, ary ny olo abiaby ijay an'i Kora, sady koa ny fanagnane abiaby.