plt-x-tanala_num_text_reg/16/25.txt

1 line
533 B
Plaintext

\v 25 Die nenga i Mosesy ka negnagne Datana sy Abirama; ny loholon'Israely die nagnaraka an'aje. \v 26 Nivoria tamin'ny fivondrognana ijy ka nijaka hoe: "Amin'ijao die mengà amin'ny lain'ny ratsy fagnahy ka aja mikasika na ino na ino ny an-dreo, sandre ho levogna amin'ny alalan'ny fahotane abiaby anao." \v 27 Ka nandao an-dreo tamin'ny jorogn'ny lain'i Kora, Datana, ary Abirama ny fivondrognana. Nivôke i Datana sy Abirama ka nitsangagna teo amin'ny fidiran'ny lain-dreo, niaraka tamin'ny sakejane, janaka lahy, ary ny madininy.