plt-x-tanala_num_text_reg/16/18.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 18 Ka die nangala ny fitondran'afone ny olo kiraidraike, nandrehitra afo tamin'ijay, ka nitsangagna teo amin'ny fidiran'ny tragno lay fihôgnana niaraka tamin'i Mosesy sy Arona. \v 19 Nampivory ny fivondrognan abiaby manohitra an'i Mosesy sy Arona teo amin'ny fidiran'ny tragno lay fihôgnana i Kora, ka nipoitre tamin'ny fivondrognana abiaby ny voninahitr'i Yaveh.