plt-x-tanala_num_text_reg/15/40.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 40 Amboary ijay mba hahatadidianareo sady hankatoavanareo ny didiko abiaby, ary mba ho masina anareo, natokagna hôn'Ahe, Andriamanitrareo. \v 41 Iaho no Yaveh Andriamanitrareo, ijay nitondra anareo nivôka ny tany Egypta, mba hanjary Andriamanitrareo. Iaho no Yaveh Andriamanitrareo."