plt-x-tanala_num_text_reg/15/25.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 25 Ôka hagnano fagnavotana hôn'ny fiaraha-monign'ny fokon'olon'Israely abiaby ny mpisorogna. Ho vôvela heloka areo satria fahadisoana ny fahotana. Efa nitondra ny sorognane areo, ny fagnatitra vita tamin'ny afo hôn'Ahe. Efa nitondra ny fagnatitra noho ny otane teo alohakako areo hôn'ny fahadisoan-dreo. \v 26 Die ho vôvela heloka aby ny fiarahamonign'ny fokon'olon'Israely, sy ny vahiny mitoboke miaraka amin-dreo mandy koa, satria nahefa heloka tsy kinahy aby ny fokon'olo abiaby.