plt-x-tanala_num_text_reg/15/20.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 20 Laha tamin'ny vôlohan-kobanareo ny tsy mentsy agnateranareo mofo mba hampekarina an'ijay ho fagnatitra asandratra amin'ny fikororohana. Ôka hanandratra an'ijay ambone amin'ijay fomba ijay anareo.\v 21 Ôka hagnome fagnatitra asandratra hôn'Ahe anareo mandritra ny taranaky ny fokon'olonareo laha tamin'ny vôlohan-kobanareo.