plt-x-tanala_num_text_reg/15/08.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 8 Laha magnomagna ahomby ho fagnatitra orôna anareo na ho sorogna hagnatanterahana voady, na ho fagnati-piombognana amin'i Yaveh, \v 9 die ôka hagnome lafarinina tsara toto ampahatelon'ny efaha vôharo amin'ny menake asasaky ny hina miaraka amin'ny ahomby anareo ho fagnatitra hohanina. \v 10 Ôka hagnome dovay asasaky ny hina anareo ho fagnatitra nomina, hôtran'ny fagnatitra vita amin'ny mofo, mba hamokatre hagnitre magnim-pofogna hôn'i Yaveh.