plt-x-tanala_num_text_reg/15/06.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 6 Laha magnome ondry lahy anareo, die ôka hagnomagna lafarinina tsara toto roe ampahafolon'ny efaha vôharo amin'ny menake ampahatelon'ny hina anareo ho fagnatitra hohanina. \v 7 Ny amin'ny fagnatitra nomina, ôka hagnome dovay ampahatelon'ny hina anareo. Hamokatra hagnitre magni-pofogna hôn'i Yaveh ijay.