plt-x-tanala_num_text_reg/14/44.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 44 Nefa nahasahisahy nagnanike tagne amin'ny tany havôna areo; na ijany aja, die tsy niala tao an-toby na i Mosesy na ny fiaran'ny fagniken'i Yaveh. \v 45 Die nijotso ny Amalekita, sy ny Kananita ijay nonigna tao amin'io tagnambogna io koa. Nanafika ny Israelita sady nandresy an-dreo tegne an-dalagna megnagne Horma abiaby areo.