plt-x-tanala_num_text_reg/14/31.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 31 Nefa ny janakareo ijay vorianinareo fa ho lasibatre, die hindôsiko miditra ao amin'ny tany areo. Hiaigna agne amin'ny tany ijay nilavinareo areo!\v 32 Ka ny aminareo, hiampatre agne agn'efitre ny fatinareo. \v 33 Ho mpiambigna ondry agne agn'efitre mandritra ny efapolo taogna ny janakareo. Tsy mentsy hibata ny vokatry ny asa fikomianareo mandra-pahafatinareo agne agn'efitre areo.