plt-x-tanala_num_text_reg/14/23.txt

1 line
542 B
Plaintext

\v 23 Ka die mivoria Iaho fa tsy hahita ny tany ijay nifantako tamin'ny rajambene tokôtre areo. Tsy misy na raike amin-dreo nagnano tsinotsino an'Ahe hahita ijay, \v 24 hafa-tsy Kaleba mpanompoko, satria managna fagnahy hafa ijy. Efa nagnaraka an'Ahe tanteraka ijy; die hitondra an'aje ao amin'ny tany ijay nandihanane hisafoina Iaho. Hangala an'ijay ho fanagnane ny taranakane. \v 25 (Ka ny Amalekita sy Kananita die nonigna tagne an-dohasaha.) Mipodiana ka mengà agne agn'efitre amin'ny lalagna megnagne amin'ny Ranomasina Mena ampitso.'"