plt-x-tanala_num_text_reg/14/20.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 20 Hoy Yaveh: "Efa namela an-dreo amin'ny fagnatanterahana ny fangatahanao Iaho, \v 21 nefa marina tokôtre, laha velogna koa Iaho, ka laha ho feno ny voninahitro koa ny tany abiaby, \v 22 ny olo abiaby ijay nahita ny voninahitro sy ny famantarana ny hery ijay natako tagne Egypta sy tagne agn'efitre ireo- die mbola nitsapa fagnahy an'Ahe ijay impolo ijay areo ka tsy niteno ny feoko.