plt-x-tanala_num_text_reg/14/15.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 15 kehitriny laha mamono an'itoy fokon'olo itoy manahaka ny olo raike Anao, die nijaka ny firenena ijay naharegny ny lajanao ka nagnano hoe: \v 16 'Satria tsy nahavita nitondra an'itoy fokon'olo itoy tagne amin'ny tany ijay nifantane homena an-dreo Yaveh, die nivonina tagne agn'efitre areo.'