plt-x-tanala_num_text_reg/14/13.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 13 Hoy Mosesy tamin'i Yaveh: "Laha magnano an'ijay Anao, die haharegny momba an'ijay ny Egyptiana, satria efa namonjy an'itoy fokon'olo itoy tamin-dreo tamin'ny herinao Anao. \v 14 Hivoria an'ijay amin'ny mponign'itoy tany itoy areo. Efa regnin-dreo fa Anao, Yaveh, no miaraka amin'itoy fokon'olo itoy, satria efa hita nifagnatri-tava Anao. Nitsangagna teo amin'ny fokon'olonao ny rahognanao. Neloha an-dreo tamin'ny andry rahogna Anao ny atoandro ary tamin'ny andry afo ny aligna.