plt-x-tanala_num_text_reg/14/09.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 9 Nefa aja mikomy amin'i Yaveh, ka aja matahotra ny mponign'ny tany. Handevogna an-dreo mora foana manahaka ny hanina antsena. Halaina amin-dreo ny ferovana an-dreo, satria miaraka amin-tsena Yaveh. Aja matahotre an-dreo." \v 10 Fa nitrerogna hitily vato hamono an-dreo ny fengonana abiaby. Die nipoitre tao amin'ny tragno lay fihôgnana tamin'ny fokon'olon'Israely abiaby ny voninahitr'i Yaveh.