plt-x-tanala_num_text_reg/14/06.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 6 Nandrota ny lamban-dreo i Josoa janak'i Nona sy Kaleba janak'i Jefona, ijay saragne tamin'ny nalefa mba hisafo ny tany. \v 7 Nivoria tamin'ny fengonan'ny fokon'olon'Israely abiaby areo. Hoy areo: "Ny tany ijay nandihananay sady nisafoinay die tany tsara tokôtre. \v 8 Laha mankasitraka antsena Yaveh, die hitondra antsena agne amin'ijay tany ijay sady hagnome an'ijay hôntsena Ijy. Die tany tondra-dronono sy tintely.