plt-x-tanala_num_text_reg/13/32.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 32 Ka die nagnely tatitre mahakivy tamin'ny fokon'olon'Israely mikasika ny tany ijay avy nijahane areo. Hoy areo hoe: "Ny tany ijay nijahanay die tany mihinagna ny mponigna. Ny olo abiaby ijay hitanay die angejabe sady ranjagnana aby. \v 33 Nahita ny olo angejabe tao ahay, taranak'i Anaka, olo ijay laha tamin'ny angejabe. Laha ny fahitanay manokagna die manahaka ny valala antsena laha ampitahana amin-dreo, ka ijay koa ahay laha ny fahitan-dreo."