plt-x-tanala_num_text_reg/13/27.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 27 Hoy areo tamin'i Mosesy hoe: "Avy hatagne amin'ny tany ijay nagnirahanao anay ahay. Tena tondra-dronono sy tintely tokôtre ijay. Ito ny ampahane tamin'ny vokatra laha tao amin'ijane. \v 28 Na ijany aja, ny olo ijay magnano ny fonegnan-dreo ao die matanjaka. Ny tanàna die mimanda sady malalake. Nahita ny taranak'i Anaka tao mandy koa ahay. \v 29 Ny Amalekita monigna agne Negeva. Ny Hetita, Jebosita, ary ny Amorita die magnorigna ny tragnon-dreo agne amin'ny tamboho. Ny kananita die monigna egne amoron-dranomasina sady magnaraka ny Ony Jordana."