plt-x-tanala_num_text_reg/11/04.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 4 Nanomboka niara-nitoby tamin'ny taranak'Israely ny saragne tamin'ny hafa firenena. Nagniry ny hihinagna hanina tsara kokoa areo. Ka nanomboka nitagny ny fokon'olon'Israely ka nagnano hoe: "Ija ny hagnome hanina hohaninay? \v 5 Tadidinay ny trondro ijay nihaninay maimaimpôgna tagne Egypta, ny kôkômbra, ny taboara, ny tongolo ravigna, ny tongolo, ary ny tongolo gasy, \v 6 Ankehitriny lasa ny homantsena, satria ny mba hitantsena die itoy mana itoy."