plt-x-tanala_num_text_reg/10/09.txt

1 line
249 B
Plaintext

\v 9 Laha menga miady agne amin'ny taninareo hanohitre ny mpifagnandrigna ijay mampijaly anareo anareo, die tsy mentsy hampagneno fanerana amin'ny trompetra. Iaho, Yaveh Andriamanitrareo, no hahatadidy anareo ka hamonjy anareo amin'ny fahavalonareo.