plt-x-tanala_num_text_reg/09/20.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 20 Kindraindraike ny rahogna die nijanogna andro vitsy teo amin'ny tabernakely. Tamin'ijay toe-draha ijay, die nagnaraka ny didin'i Yaveh areo- nitoby sady nanohy ny diane indraike tamin'ny didine. \v 21 Kindraindraike ny rahogna die nijanogna nitoby hatamin'ny aligna ka mandra-maraigna. Laha niakatra ny maraigna ny rahogna, die nenga areo. Laha nitohy ny atoandro na ny aligna ijay, die laha niakatra mandy ny rahogna vô nanohy nenga areo.