plt-x-tanala_num_text_reg/09/15.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 15 Tamin'ny andro nametrahana ny tabernakely, ny rahogna nanarogna ny tabernakely, ny lain'ny lalàn'ny fagnikena. Tamin'ny aligna ny rahogna die teo ambonin'ny tabernakely. Nipoitre manahaka ny afo mandra-maraigna ijay.\v 16 Nitohy manahaka an'ijay fehijay ijay. Nanarogna ny tabernakely ny rahogna ka nipoitre manahaka ny afo amin'ny aligna. \v 17 Na oviena na oviena ny rahogna no nampekarina laha teo amin'ny lay, die nienga tamin'ny diane ny fokon'olon'Israely. Na taja na taja ny nijanognan'ny rahogna, die nitoby teo ny fokon'olon'Israely.