plt-x-tanala_num_text_reg/09/04.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 4 Ka, nijaka tamin'ny fokon'olon'Israely i Mosesy fa tokone hitandrigna ny fifalifalian'ny Paska areo. \v 5 Die nitandrigna ny Paska tamin'ny volagna vôlohane areo, tamin'ny andro fahefatre ambin'ny folon'ny volagna, tamin'ny aligna, tagne agn'efitr'i Sinay. Nankatò ny raha abiaby ijay nandidian'i Yaveh hatan'i Mosesy ny fokon'olon'Israely.