plt-x-tanala_num_text_reg/09/01.txt

1 line
536 B
Plaintext

\v 1 Ary Yaveh nijaka tamin'i Mosesy tagne agn'efitr'i Sinay, tamin'ny volagna vôlohane tamin'ny taogna faharoe tafaran'ny niboahan-dreo ny tany Egypta. Hoy Ijy hoe: \v 2 "Ôka ny fokon'olon'Israely hitandrigna ny Paska amin'ny fotôgna rekitre amin'ny taogna. \v 3 Amin'ny alignan'ny andro fahefatre ambin'ny folo amin'itoy volagna itoy, ny tsy mentsy hitandremanao ny Paska amin'ny fotôgna rekitre amin'ny taogna. Hitandrigna an'ijay anao, arahy ny didy amam-pitsipike abiaby, ka ankatoavy ny didy abiaby ijay mifandraike amin'ijay.