plt-x-tanala_num_text_reg/08/25.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 25 Tsy mentsy mijanogna amin'ny fanompôna amin'ijay fomba ijay areo laha feno dimam-polo taogna. Amin'ijay taogna ijay die tsy mahajo manompo koa areo. \v 26 Afaka maitahy ny rahalahine ijay manohy ny asa ao amin'ny tragno lay fihôgnana areo, nefa tsy afaka manompo koa. Tsy mentsy mitarika ny Levita Levita Amin'NY raharaha abiaby io anao."