plt-x-tanala_num_text_reg/08/07.txt

1 line
396 B
Plaintext

\v 7 Amboary amin-dreo ijao mba hagnadiovana an-dreo: Afafajo eo amin-dreo ny ranon'ny fagnavotana. Ampiborio ny vatagne manontolo, manasa ny lambane areo, ka amin'ijay fomba ijay ny hagnadiovana ny tegnan-dreo. \v 8 Ka ampangalay vatotr'ahombilahy sy fagnatitra voa miaraka amin'ny koba tsara toto mifangaro menake areo. Ôka areo hangala vatotr'ahombilahy raike hafa ho fagnatitra nohon'ny ota.