plt-x-tanala_num_text_reg/07/30.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 30 Tamin'ny andro fahefatre, Elizora janak'i Sedeora, mpitarika ny taranak'i Robena, ny nagnome ny sorognane. \v 31 Ny sorognane die vilia volafotsy milanja sekely 130 sy vilia jobo raike milanja sekely fitopolo, araka ny sandan'ny lanjan'ny sekelin'ny toerana masina. Samby feno lafarinina tsara toto mifangaro menake ho fagnatitra hohanina io raha io. \v 32 Nagnome vilia volamena raike milanja sekely folo, feno ditin-kajo magnitre mandy koa ijy.