plt-x-tanala_num_text_reg/07/10.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 10 Nagnome ny fagnomejane ny mpitarika mba hôn'ny fitokagnana ny alitara tamin'ny andro ijay nagnosoran'i Mosesy ny alitara. Nagnome ny sorognane teo alohakan'ny alitara ny mpitarika. \v 11 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: "Ôka ny mpitarika kiraidraike hagnome ny sorognane amin'ny androne aby hôn'ny fitokagnana ny alitara."