plt-x-tanala_num_text_reg/06/25.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 25 Hampamirapiratra ny tavagne aminao sy hamindra fo aminao anie Yaveh.\v 26 Hijaha anao amim-pakasitrahana sady hagnome fiadanana anao anie Yaveh."' \v 27 Amin'ijay fomba ijay ny tsy mentsy hametrahan-dreo ny agnarako eo amin'ny fokon'olon'Israely. Die hagnampy an-dreo Iaho."