plt-x-tanala_num_text_reg/04/37.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 37 Mosesy sy Arona die nagnisa ny olo abiaby tao amin'ny foko sy ny havan'ny Kehatita ijay manompo ao amin'ny tragno lay fihôgnana. Tamin'ny famboarana an'ijay, die nankatò ijay nididin'i Yaveh hamboarin-dreo tamin'ny alalan'i Mosesy areo.