plt-x-tanala_num_text_reg/04/34.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 34 Mosesy sy Arona ary ny mpitarika ny fivondrognana ny nagnisa ny taranak'i Kehatita araka ny fokon'ny rajamben-dreo. \v 35 Nisain-dreo manomboka amin'ny telopolo ka hatamin'ny dimampolo taogna areo. Nagnisa an'ijay abiaby hagnatevin-daharana ny antoko mba hanompo ao amin'ny tragno lay fihôgnana areo. \v 36 Olo 2.750 ny vôisan-dreo araka ny tokone.