plt-x-tanala_num_text_reg/04/29.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 29 Tsy mentsy magnisa ny taranak'i Merary araka ny fokon-dreo anareo, ka mandahatra an-dreo araka ny havan'ny rajamben-dreo, \v 30 manomboka amin'ny telopolo taogna loho miakatre ka hatamin'ny dimampolo taogna. Isay ijay abiaby hienga hagnatevin-daharana ny antoko sady hanompo ao amin'ny tragno lay fihôgnana.