plt-x-tanala_num_text_reg/04/24.txt

1 line
629 B
Plaintext

\v 24 Ijao ny asan'ny fokon'i Gersonita, laha manompo areo ka mitondra entagna. \v 25 Tsy mentsy mitondra lamba fanarognana ny tabernakely, ny tragno lay fihôgnana, ny fanarognana an'ijay, ny fanarognana vita amin'ny hodi-takasy ijay eo amin'ijay, ary ny lamba fanarognana ny fidirana ao amin'ny tragno lay fihôgnana areo. \v 26 Tsy mentsy mitondra ny lamba fanarognana ny fitsaràna areo, ny lamba fanarognana ny vavahadin'ny fitsaràna, ijay eo akekin'ny tabernakely sy eo akekin'ny alitara, ny tadin'io, ary ny fitôvana abiaby hôn'ny fanompôn-dreo. Ijay abiaby tokone ho efa amin'ny raha io, die tsy mentsy amboarin-dreo.