plt-x-tanala_num_text_reg/04/07.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 7 Tsy mentsy mamelatra lamba manga eo ambonin'ny latabatry ny mofon'ny fagnatrehana areo. Areo die tsy mentsy mametrake ny vilia, ny fiteko, ny vilia boribory, ary ny siny fandrarahana eo ambonin'ijay. Tsy mentsy misy mofo fehijay eo ambonin'ny latabatra. \v 8 Tsy mentsy sarognan-dreo amin'ny lamba jaky sy amin'ny hodi-takasy io. Tsy mentsy apetakan¹dreo ny filanjana mba hilanjana ny latabatre.