plt-x-tanala_num_text_reg/03/46.txt

1 line
787 B
Plaintext

\v 46 Mamoria sekely dimy hôn'ny fagnavotana isan'olo amin'ny vôlohan-teraky ny fokon'olon'Israely ijay mihôtre ny isan'ny Levita. \v 47 Ampesay araka ny fegnitry ny lanjanao ny sekelin'ny fitoerana masina. Gera rôpolo ny sekely.\v 48 Homenao an'i Arona sy ny janagne lahy ny vidim-pagnavotana ijay nomenao." \v 49 Ka die nagnavory ny vidin'ny ny vidin'ny fagnavotana laha tamin'ireo ijay nihôtre isa tamin'ireo ijay navotan'ny Levita i Mosesy. \v 50 Nagnangogna ny vola laha tamin'ny vôlohan-teraky ny fokon'olon'Israely i Mosesy. Nahangogna sekely 1.365 ijy, nilanjaina tamin'ny sekelin'ny fitoerana masina. \v 51 Mosesy nagnome ny volam-pagnavotana hôn'i Arona sy ny janagne lahy. Mosesy nambôtre ijay nasain'ny jakan'i Yaveh nataone, araka ijay efa nandidian'i Yaveh an'aje.