plt-x-tanala_num_text_reg/03/38.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 38 Mosesy sy Arona ary ny janaka lahin-dreo die tsy mentsy hitoby metsignanan'ny tabernakely, eo alohakan'ny tragno lay fihôgnana, tanjo ny fiposahan'ny masoanadro. Areo ny tompon'andraikitra hôn'ny fagnatanterahana ny adidy amin'ny fitoerana masina sy ny adidy amin'ny fokon'olon'Israely. Na ija na ija olo hafa firenena magnariny ny fitoerana masina die tsy mentsy ho faty. \v 39 Mosesy sy Arona nagnisa ny lahy abiaby tamin'ny fianakaviam-ben'i Levita ijay ray volagna loho miakatre, araka ijay nandidian'i Yaveh. Niisa roe arivo sy roe aligna areo.