plt-x-tanala_num_text_reg/03/17.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 17 Ny agnaran'ny janaka lahin'i Levy die Garsona, Kohata, ary Merary. \v 18 Ny fianakaviam-be laha tamin'ny janaka lahin'i Gersona die Libny sy Simey. \v 19 Ny fianakaviam-be laha tamin'ny janaka lahin'i Kohata die Amrama, Izara, Hebrona, ary Oziela.\v 20 Ny fianakaviam-be laha tamin'ny janaka lahin'i Merary die Maly sy Mosy. Io ny fianakaviam-ben'i Levita, ijay nalahatre araka ny fianakaviane aby.