plt-x-tanala_num_text_reg/02/17.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 17 Magnaraka an'ijay, ny tragno lay fihôgnana die tsy mentsy mivôke ny toby miaraka amin'ny Levita eo agnivon'ny toby abiaby. Tokone hivôke ny toby araka ny filaharana nidiran-dreo tao amin'ny toby areo. Ny lelahy abiaby die tokone ho eo amin'ny toerany aby, araka ny fagnevane.