plt-x-tanala_num_text_reg/01/53.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 53 Na ijany aja, ôka hametraka ny lainy magnodidigna ny tabernakelin'ny didim-pagnikena ny Levita mba tsy ho avy amin'ny fokon'olon'Israely ny havignirako. Ôka tsy hikarakara ny tabernakelin'ny lalàn'ny fagnikem-pihavagnana ny Levita."\v 54 Nambôtre an'ijay raha abiaby ijay ny fokon'olon'Israely. Namboarin-dreo ijay abiaby nandidian'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy.