plt-x-tanala_num_text_reg/01/50.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 50 Fa koja, tondroy i Levita hitandrigna ny tabernakelin'ny didim-pagnikena, sy hikarakara ny fanaka abiaby ao amin'ny tabernakely sy ny raha abiaby ao amin'ijay. Ôka hilanja ny tabernakely ny Levita, ka ôka hitondra ny fanaky ny tabernakely areo. Ôka hikarakara ny tabernakely sy hitoby magnodidigna an'ijay areo.