plt-x-tanala_num_text_reg/01/32.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 32 Nisaina ny agnaran'ny lelahy abiaby ijay rôpolo taogna na mihôtre afaka mienga an'ady laha tamin'ny taranak'i Efraima, laha tamin'ny fireketana an-tsoratre ny fianakaviam-ben'ny rajambene sy ny havan-dreo. \v 33 Niisa 40.500 lahy areo laha tamin'ny fokon'i Efraima.